Entry | 1 firaika |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 raika |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana |
Explanations in French |
9 [1.13] pente, inclinaison |
Examples |
10 [2.296#] Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa.
|
Vocabulary | 11 Mathematics: geometry |
Anagrams | 12 firaika, firiaka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |