Entry fira
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taisaka] kapa hazo [Rakotosaona 1972]
   [Bara] kapa, fikapana hazo [Rakotosaona 1972]
   Fikapana zavamaniry mbola eny am-potony, fijinjana
¶ Filazana zavatra amin' ny teny fohy. [Rajemisa 1985]
English definition   a blow from a sword, knife, or axe. See kapa. [Richardson 1885]
French definition   [Taisaka] action de couper avec la hache [Deschamps 1936]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry fira
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] coupon. [David 1952 (takila F)]

2017/03/10