Entry fiposahana (posaka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fisehoana, fitrangana: Amin' ny 6 ora ny fiposahan' ny masoandro amin' izao fizaran-taona izao
¶ Fisehoana miharihary: Hita eo ny fiporahan' ny lainganao [Rajemisa 1985]
English translation   sunrise; moonrise. [Vocabulary: Astronomy]
¶ the act of appearing [Hallanger 1973]
French translation   lever du soleil, de la lune. [Vocabulary: Astronomy]
¶ action d'apparaître [Hallanger 1974]

Updated on 2009/10/23