|
|
|
|

Entry1  fipepoana
Root  2 pepo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisiana lempona
5 Fihemorana, fikemoana, fitakemorana, fitambotsorana: Ny tsy fipepoako no asahiako mijoro eto [1.1]

Updated on 2025/09/12