| Entry | 1 fipepo |
| Root | 2 pepo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra mipepo, izany hoe misy lempona; Tsy dia lehibe loatra akory ny fipepon' ny fiarakodianao Toetran' ny olona mipepo, izany hoe matahotra ka mikemo, mitakemotra [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|