Entry fipendrampendrana (pendrampendrana (pendrana))
Part of speech noun
Malagasy definition Hazavana toa mifandimbidimby maty sy velona toy ny an' ny kintana jerena amin' ny alina; toetran' ny maso mipipy [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31