Entry fipasaka (pasaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mipasaka, izany hoe mipariaka ho vakivakiny maro madinika; fitresaka: Ny fipasaky ny ovin' Ankaratra [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31