| Entry | 1 fipaohana |
| Root | 2 paoka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandositra: Ny fipaohan' ny papango ny zanak' akoho [1.1] |
| Anagrams | 5 fiapohana, 6 fipaohana, 7 fipoahana |
| Updated on 2025/09/12 |
|