Entry fipaka (paka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mipaka
¶ Toetran' ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin' ny...: Tsy tsara ny fipakan' ny farafara amin' ny rindrina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31