Entry fioritra (oritra)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io
¶ Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [Rajemisa 1985]

Entry fioritra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] fihogo [Rakotosaona 1972]
Synonyms oritra

2010/05/06