| Entry | 1 fiorihana |
| Root | 2 orika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana) [1.1] |
| Antonyms | 5 fivalanana |
| Analogs | 6 anadrea, anira |
| Updated on 2025/09/12 |
|