|
|
|
|

Entry1  fiombonana
Root  2 ombona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiarahana manao, fiarahana mamana [1.1]
Explanations in English  5 an association, a community [1.7]
Explanations in French  6 association, communauté [1.8]
Examples  7  Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana. [1.317#]
8  lo vohitra io, ataoko fiombonana no anarany. [2.298#]
9  Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay. [2.606#]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13