| Entry | 1 fiomanana |
| Root | 2 omana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zavamitranga [1.1] |
| Explanations in English |
5 preparation [1.7] |
| Explanations in French |
6 préparation [1.8] |
| Anagrams | 7 famoinana, 8 famoniana, 9 fimaonana, 10 fiomanana |
| Updated on 2025/09/12 |
|