|
|
|
|

Entry1  fiolahana
Part of speech  2  noun
Root  3  olaka
Explanations in French  4  [1.13] inflexion
Examples  5  [2.346#19] sy be zoron-trano fiolahana ary tsy azo ho namana tahaka ny vinanto antitra.
6  [2.587#] Aza ny maty tsy miteny foana, Raondriana, no atao fanilihana sy atao zoron-trano fiolahana.
7  [2.436#] Mampalahelo ihany anefa fa misy Malagasy tsy hendry, izay mamadika io fanao tsara io ho fiolahana.
All compound words 

Anagrams  9 fialohana, 10 filoahana, 11 fiolahana

Updated on 2025/09/12