| Entry | 1 fiofoana |
| Root | 2 ofo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fiovana volo, loko: Tsy tiako ny fiofoan' itỳ lamba itỳ
5 Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan' ny samoina ho lolo [1.1] |
| Explanations in French |
6 décoloration
[1.13] |
| Anagrams | 7 fiofoana, 8 ifofoana |
| Updated on 2025/11/13 |
|