Entry finlandey
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy [ failandey ] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Failandy: i Helsinki no renivohitry ny Failandey
¶ Mikasika an' i Failandy, an' i Failandy na avy any Failandy: Fanamboarana koba fanaovan-taratasy no orinasa failandey malaza indrindra [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Analogues  Finlandy
Quotes 

Updated on 2020/07/31