|
|
|
|

Entry1  fimasoana
Part of speech  2  noun
Root  3  maso
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fikezahana, fikelezana aina: Ny fimasoana amin' ny asa ihany no isondrotana

Anagrams  5 fimasoana, 6 mifañasoa

Updated on 2025/09/12