Entry filomana (lona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fijanonana maharitra ao anaty rano; fandroana
¶ Tavy lehibe atao fandroana [Rajemisa 1985]
English definition [Rel. s. from milona (lona).] A bath, a tub, etc., used for bathing. [Richardson 1885]

2009/10/23