|
|
|
|

Entry1  filerana
Root  2 lerana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano.
5 Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy. [1.1]

Anagrams  6 fanelirà, 7 filerana

Updated on 2025/09/12