|
|
|
|

Entry1  filepaka
Root  2 lepaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny zavatra na olona milepaka, izany hoe mandringa somary miketraka, na mivaroraka [1.1]

Anagrams  filepaka, 5 pelafika

Updated on 2025/09/12