| Entry | 1 fileony |
| Root | 2 leony |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 mpimamo, mpidoroka [1.1#761] |
| Explanations in French |
5 ivrogne [1.3#401] |
| Examples |
6 dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony.
[2.996#]
|
| Synonyms | 7 mpileony |
| Updated on 2025/09/12 |
|