| Entry (1/2) | 1 filasy |
| Root | 2 lasy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina milasy, na mitoby, mandry an-tsaha [1.1] |
| Entry (2/2) | 5 filasy |
| Part of speech | 6 noun |
| Explanations in Malagasy |
7 Tselatra hazavana amin'ny fakantsary ahafahana maka sary miaraka amin'izay [1.1] |
| Anagrams | 8 filasy, 9 fisaly |
| Updated on 2025/09/12 |
|