|
|
|
|

Entry1  filasiana
Root  2 lasy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fitobiana, fandriana an-tsaha: Naharitra herinanadro ny filasian' ny miaramila tao Ananona
5 Fivahiniana miaraka maro any aman' olona: Nahasorena an-dRabe ny filasian-dry Rakoto tao aminy tamin' ny farany [1.1]

Anagrams  6 filasiana, 7 fisaliana

Updated on 2025/09/12