| Entry | 1 filao |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kazo avo mahitsy
[1.1] |
| Explanations in English |
4 a tree. Casuarina equisetifolia, Forst. Same as fiofio
[Betsimisaraka]
[1.2] |
| Explanations in French |
5
6 fiofio [Tankarana] [1.19] 7 Casuarina equisetifolia L. (Casuarinaceae). Arbre appelé akao en sakalava (nom oublié). Bois utilisé en charpenterie de marine : mâts de pirogues. [Betsimisaraka] 8 Autre espèce introduite et cultivée comme arbre d'alignement : Casuarina cunninghamiana Miq. (Casuarinaceae). [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Examples |
9 filao avobe mirijarija no manamorona ny arabe izay mandalo terý avaratra.
[2.356#19]
10 Injany anefa any ho any, mitopy moramora avy atsinanana, mampiraidraika ny tendron' ny filao : tsiodrivotra kely mangatsiatsiaka. [2.499#9] |
| Vocabulary | 11 Botany: tree |
| Synonyms | 12 fiofio |
| Scientific name |
|
| Quotes | 13 Texts mentioning this word |
| Anagrams | 14 afilo, 15 alifo, 16 alofy, 17 falio, 18 fialo, 19 filao, 20 folia |
| Updated on 2025/11/13 |
|