|
|
|
|

Entry1  fikopahana
Root  2 kopaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihetsiketsehan' ny zavatra iray izay tsofin' ny rivotra:
5 Mahafinaritra ny mijery ny fikopahan' ny raina!
6 Fihetsiketsehan' ny elatry ny vorona rehefa manidina:
7 Miadana ny fikopahan' ny elatry ny vorona lehibe [1.1]
Explanations in English  8 A fan [1.2]
Explanations in French  9 Eventail, ventilateur [1.3#169]
Examples  10  ny ora lany foana tamin' ny fikopahana afon' arina sy ny fantsakana ary ny fivezivezena any an-tsena. [2.285#]
Synonyms  11 fikopaka

Anagrams  12 fikapohana, 13 fikopahana

Updated on 2025/11/17