|
|
|
|

Entry1  fikondendina
Root  2 kondendy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mikondendina, izany hoe mikarakara ny kanonkanon-tokantrano na misaritaka amin' ny fahandroan-kanina. [1.1]

Updated on 2025/09/12