|
|
|
|

Entry1  fikomby
Root  2 komby
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mikomby na fomban' ny olona mikomby, izany hoe mitoetra ao anaty komby (fefy anakonana, indrindra ny mpifana). [1.1]
Vocabulary  5  Health

Updated on 2025/09/12