|
|
|
|

Entry1  fikolelaka
Root  2 kolelaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mikolelaka, izany hoe mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetana ambany dia ambany amin' olona dokadokafana [1.1]
Synonyms  5 fisolelaka
Analogs  6  fisolelaka

Updated on 2025/09/12