|
|
|
|

Entry1  fikodedika
Root  2 kodedika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo. [1.1]
Explanations in French  5 Manière de bredouiller. [1.3#345]
Synonyms  6 fikodedy

Updated on 2025/09/12