Entry fikezaka (kezaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny zavatra mikezaka, na mihaety, mifintina
¶ Fomban' ny olona mikezaka na manao araka izay tratry ny aina [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31