Entry fikezahana (kezaka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny aina: Tsy ampy fikezahana ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31