| Entry | 1 fikenonkenona | 
| Root | 2 kenonkenona | 
| Part of speech | 3 noun | 
| Explanations in Malagasy | 4   Fomba entina mikenonkenona, fomban' ny olona mikenonkenona, izany hoe mikarakara ny raharaha maro madinidinika ao an-tokantrano [1.1] | 
| Updated on 2025/09/12 |   |