Entry fikatsakatsahana (katsakatsaka (katsaka))
Part of speech noun
Malagasy definition Fandehandehanana etsỳ sy erỳ, fivoivoizana, fihaodihaodiana, fisodisodiana, fisaodisaodiana [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31