|
|
|
|

Entry1  fikatrohana
Root  2 katroka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fipohana, fidonana: Nahatsiravina ny fikatrohan' ilay fiarakodia tamin' ny tamboho rary vato
5 Fiadiana, fikaonana: Tsy nahajery ny fikatrohan' ny tafika roa tonta, hono, izy
6 Fiasana, fianarana amim-pilofosana: Ny fikatrohan' ny mpianatra rehefa akaiky ny fanadinana [1.1]

Updated on 2025/09/12