Entry | 1 fikasana |
Root | 2 kasa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanampoizana, fisainana mialoha, fitetehana: Fikasana an' olombelona, fa ny didy an' Andriamanitra Zavatra tetehina ho azo na hatao, faniriana mafy: Tsy afa-panadinana izy ka levona ny fikasany |
Explanations in English |
5 [1.7] an intention, a purpose |
Explanations in French |
6 [1.3#316, 1.8] la résolution 7 [1.3#316] le propos 8 [1.8] intention |
Examples |
9 [2.59#] dia atao indray ny fikasana hanao ny zaza; 10 [2.587#] Teti-dromotra ny fikasana ka tsy nandeha amin' ny nifieverana azy. 11 [2.356#] Ka ity fikasana farany ity no noton-droina ho ny maha-maika voalohany. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word fikasana |
Anagrams | 13 fikasana, fisakana, fisanaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |