Entry fikarohana (karoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitadiavana fatratra: Tsy hainao vinanina ny fikarohako satroka bonetra eran' ny mangazay
¶ Fitadiavana, fisavana, fanaovana savahao: Naharitra an-taonany ny fikarohana an' i Rainivoanjo
¶ Fandinihana ela sy mafy: Taorian' ny fikarohana nataon' i Pasteur no nahalalana betsaka momba ny mikraoby [Rajemisa 1985]
French definition l'action de fouiller, de scruter, de chercher, l'instrument, le lieu [Abinal 1888]
French definition recherche [SLP 1986]
Compound words, titles, names 

2016/08/03