| Entry | 1 fikaratsahana |
| Root | 2 karatsaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana na famoahana feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra, na feo mikepokepoka toy ny an' ny ravi-maina voahitsaka [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|