| Entry | 1 fikarakarana |
| Root | 2 karakara |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitandremana, fanasoavana fatratra sy manokana atao amin' olona na biby, zavatra, raharaha: Rakoto no misahana ny fikarakarana ny fambolena
5 Fiahiana, firaharahana: Anjaran' ny renim-pianakaviana indrindra ny fikarakarana ny tokantrano 6 Fanomanana, fanamboarana: Ho tonga ny lehibe ka hanomboka rahampitso ny fikarakarana ny fandraisana azy 7 Fifehezana, fitondrana, fanapahana: An' ny lehiben' ny Firaisana ny fikarakarana itỳ tanàna [1.1] |
| Explanations in English |
8 taking care of, looking after
[1.7] |
| Explanations in French |
9 action de prendre soin; administration
[1.8] |
| Anagrams | 10 fikarakarana, 11 firakarakana |
| Updated on 2025/11/13 |
|