Entry fikambanan > fikambanana (kambana)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery
¶ Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [Rajemisa 1985]
English translation   a society, an organization [Hallanger 1973]
French translation   société, organisation, congrégation, association [Hallanger 1974]
Malagasy definition   ¶ fikambanana maroraritsana: fikambanam-barotra na fanaovana taozavatra iza avy amin'ny firenena maro ny tompony ary miasa any amin'ireny firene na' ireny ny rantsany [SLP: Voambolana]
French translation   groupement, association, organisation
¶ fikambanana maroraritsana: société multinationale
¶ fikambanana miafina: organisation secrète [SLP: Voambolana]
Quotes  
Analogy   organizations