| Entry | 1 fijokoana |
| Root | 2 joko |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 [Sihanaka] otrika, famitsahana hamely
[1.78] 5 Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko [1.1] |
| Updated on 2026/02/04 |
|