Entry fijojoana (jojo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisosana moramora misononoka, fandehanana mizotra tsara, filatsahan' ny orana moramora mikararana [1.1]

Updated on 2023/01/05