Entry | 1 fijinjana |
Root | 2 jinja |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanapahana ny tahom-bary amin' ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana ny vokatra [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action de moissonner, de couper, la saison, l'instrument [1.3#296] |
Examples |
6 Akaiky dia ho vony vary, manatona ny fijinjana ka mihorakoraka eny ry zareo mpiandry fody.
[1.228#]
7 Raha ny fifindra-monina eo an-toerana ihany kosa dia nihanihena tsikelikely ny mpiasa madinika nampanaovina fijinjana sy fiotazana. [1.369#] |
All compound words |
|
Article | 9 Randzavola: fijinjana ao amin' ny Baiboly (=> asa) |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |