Entry | 1 fijinja |
Root | 2 jinja |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto [1.1] |
Examples |
5 Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja.
[2.996#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |