Entry fijejojejoana (jejojejo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [Rajemisa 1985]
English definition wanton or lewd conduct [Hallanger 1973]
French definition la dissipation [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31