Entry fijejojejo (jejojejo)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mijejojejo, izany hoe mampiseho toetra tsy dia maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31