Entry fijanonana (janona)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika
¶ Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina
¶ Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny
¶ Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana
¶ Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [Rajemisa 1985]
English translation   a stop; an interruption; [Hallanger 1973]
French translation   arrêt, halte [Hallanger 1974]
French translation   station, stationnement, halte [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Updated on 2010/08/31