| Entry | 1 fihotsahana |
| Root | 2 hotsaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fianjerana, firodanana noho ny fahavontosan-drano: Ndeha jereo, ry Ikoto, izany fihotsahan' ny tamboho izany.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 éboulement, glissement.
[1.13] |
| Updated on 2025/11/11 |
|