Entry fihota (hota)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba fanao rehefa mihota, izany hoe mitsakotsako zavatra hakana tsirony fotsiny fa aloa rehefa avy eo [Rajemisa 1985]

2009/02/23