|
|
|
|

Entry1  fihontsonana
Root  2 hontsona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan' itỳ vato itỳ
5 Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin' ny tarehiny [1.1]
Synonyms  6 fihontsinana

Updated on 2025/09/12