Entry fihomehy (homehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomban' ny olona rehefa mihomehy: Mahatsikaiky ny fihomehin-dRangahy io fa mihovotrovotra ny tenany manontolo [Rajemisa 1985]

2009/02/23